|
|
|
|

Entry tambỳ (vy)
Part of speech noun
 Mpiasa vy, mpanefy [1.1]
 An iron worker [1.2]
 Forgeron [1.5]
Vocabulary 

Entry tamby
Part of speech noun
  [Sihanaka] Zavatra omena ny mpampivelona [1.78]
 Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra [1.1]
 Valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa [1.13]
 Prime [1.13]
Examples 
1Nefa inona izao no mba tamby azoko aminao? [2.445]
2livatra sy vola no nomena an-dRamahasarika ho tamby. [2.508]
Derivatives 

Entry tamby
Part of speech noun
  [Betsileo] Riz paddy encore en gerbes qu'on donne en salaire aux moissonneurs (Dubois). [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2019/10/30