|
|
|
|

Entry manakarama (karama)
Part of speech active verb
 Maka olona hanao asa ho an' ny tena ka omena vola izy amin' izany: Iza no manakarama anareo telo lahy
Mitovy hevitra: manarama [1.1]
Morphology 
Present : manakarama
Past : nanakarama
Future : hanakarama
Imperative : manakaramà
Synonyms manarama

Entry manakaramà (karama)
Part of speech imperative of active verb manakarama [Full list]
  [1.1]
  [1.3]
Synonyms manaramà

Updated on 2023/01/20