|
|
|
|

Entry sakafo
Part of speech noun
 Zavatra handroina ka hanina isan' andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo maraina fa vitan' ny vary sosoa sy kitoza fotsiny ~ Sotroy eran' ny sotro lehibe alohan' ny sakafo antoandro sy hariva ity fanafody ity ~ Mahandro sakafo, manao sakafo, mandroso sakafo
Vola, haninkanina, omena vahiny: Amin' izao fitsidihanao izao, tompoko, dia iny misy sakafo kely avy aminay
Izay rehetra entina mamelona na mampitombo zavatra iray: Ny famakiam-boky no sakafon' ny saina [1.1]
 Food, a meal [1.7]
 Repas [1.3, 1.8]
 (saka afo) déjeuner, dîner, goûter, souper; argent, vivres donnés à quelqu'un [1.3]
 Mets, aliments [1.8]
Vocabulary 
Examples Koa voalohany indrindra, ny vatsy sy ny sakafo aloha no andeha homanina; [2.324]
Morphology 
Simple : sakafo, sakafoko, sakafonao, sakafony, sakafontsika, sakafonay, sakafonareo, sakafon', sakafon-, sakafom-
Prefixed : -tsakafo, -tsakafoko, -tsakafonao, -tsakafony, -tsakafontsika, -tsakafonay, -tsakafonareo, -tsakafon', -tsakafon-, -tsakafom-
Derivatives 
Analogs  hanina ~ nahandro
Article 

Updated on 2025/10/06