| Entry | fankasitrahana (sitraka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao [1.1] | ||
| Thankfulness; a reward [1.7] | ||
| Approbation ; remerciement, gratitude [1.8] | ||
| Updated on 2023/09/08 |
|