| Entry | takalom-patsa vidimpihinanana | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | takalo, patsa, vidy, fihinanana | |
| Entina milaza ny setrin' ny zavatra omena olona; nanaovan' ny hafa ka tsy maintsy manao aminy koa: fifankaleovana no tena heviny; enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon' ny soa nataony taminao [1.1] | ||
| Updated on 2023/05/24 |
|