| Entry | jono | |
| Part of speech | noun | |
| Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana) [1.1] | ||
| Other spellings | jony | |
| Entry | jono | |
| Part of speech | noun | |
| Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo? Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka [1.1] | ||
| Fish-bait [1.7] | ||
| Appât [1.8] | ||
| Asa fitrandrahana hazandrano [1.13] | ||
| Pêche [1.13] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | jono | |
| Part of speech | noun | |
| [Tanala] Karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao [1.78] | ||
| [Bara] Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2017/04/02 |
|