|
|
|
|

Entry fanjonoana (jono)
Part of speech noun
 Fakana hazandrano amin' ny fintana
Fanangolena, fanojikojena: Teny malefaka no fanjonoan' ny mpamitaka ny olona tiany hofitahina [1.1]
 Pêche [1.13]

Updated on 2023/01/20