| Entry |
vovo-
|
| Part of speech | morphological form of vovoka
|
|
| Entry |
vovò
|
| Part of speech | noun
|
| | Ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [1.1]
|
| | The barking of a dog [1.7]
|
| | Aboiement [1.8]
|
| Vocabulary |
| Derivatives |
|
| Entry |
vovo
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tambahoaka]
fandrika
[1.78]
|
| | Zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [1.1]
|
| | A fish-trap with an open basket weave [1.7]
|
| | Nasse à poissons tressée de lianes [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany.
[2.472]
|
| Derivatives |
| Analogs |
lombo ~
tandroho |
| Illustrations |
|
|
| Entry |
vovo
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tambahoaka]
Loharano kely tsy mandeha [1.78]
|
| | Fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [1.1]
|
| | Lava-drano [1.13]
|
| | Puits [1.13]
|
| Analogs |
fantsakana ~
kirijy ~
lava-drano |
|
| Entry |
vovo
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tambahoaka]
mpitsikilo
[1.78]
|
|