| Entry |
tandroho
|
| Part of speech | noun
|
| | Karazana harona lehibe misy makarakara, vita amin' ny hazondrano ampifadidirina, ka atao fanihifana trondro na toho. (Mitovitovy amin' ny vovo ny tandroho, saingy toy ny sobiky ny bikany ary asaika ao anaty rano no faka hazandrano aminy, fa tsy mba apetraka fotsiny "miandry mahazo" ao anaty rano tahaka ny vovo; atao hoe manihika ny maka hazandrano amin' ny tandroho) [1.1]
|
| | Fitaovana fakana hazandrano [1.13]
|
| | An open-weave basket used for dredging fish or shrimps [1.7]
|
| | Panier aux mailles ouvertes qui sert à prendre les poissons ou les écrevisses [1.8]
|
| | Nasse [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Mampiasa harato ny any fa tsy mba tandroho
[2.442]
|
| 2 | Aza maniry trondro am-parihy, fa manan-tandroho tsara ladina
[2.346]
|
|
| Analogs |
lombo ~
vovo |
|
| Entry |
tandroho
|
| Part of speech | noun
|
| | (probablement de rohona : grondement du tonnerre).
Nom donné à des arbres dont le bois sert de talisman contre la foudre (ody varatra). Ce sont suivant les dialectes :
[Betsimisaraka]
Trachylobium verrucosum (Gaertn.) Oliv. (Fabaceae), le Copalier.
[Taifasy, Taimoro]
Afzelia bijuga (Colebr.) A. Gray (Fabaceae). Ce dernier propagé comme espèce de reboisement. Voir aussi
indrarinandra,
intsy.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Afzelia bijuga, Trachylobium verrucosum |
|