| Entry |
harato
|
| Part of speech | noun
|
| | Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy [1.1]
|
| | A net, net-work, a fishing net. [1.2]
|
| | A fishnet [1.7]
|
| | Filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille Appareil, bandage pour les membres fracturés [1.3]
|
| | Filet de pêche [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny.
[2.471]
|
| Derivatives |
| Other spellings |
| Article |
|
| Entry |
harato
(haratra)
|
| Part of speech | imperative of passive verb harasana
|
| | [1.1]
|
| Other spellings |
|