| Entry | anjonoana (jono) | ||||||||
| Part of speech | relative verb | ||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Examples | Fony mbola ny zokiolona ihany no afaka nitantara, dia amin'ny fotoana mahavory ny mpianakavy, amin'ny folaka andro harivariva na alina, ka amin'ny vanim-potoana tsy ihazana, na anjonoana na ikarakarana ny fambolena no anatanterahana ny harivolana.
[2.606] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|