| Entry | manjono (jono) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Maka hazandrano amin' ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny asabotsy hariva ka nahazo eran' ny harona Maka trondro na hazandrano, na amin' ny fomba ahoana na amin' ny fomba ahoana: Nanjono amalona izahay fa tsy nahazo Maka na mitarika olona amin' ny fomba kinga sy saro-toherina, manangoly, manojikojy: Nanjono ahy hiditra ao amin' ny antoko misy azy Rabe fa tsy nahomby [1.1] | |||||||||
| To fish with hook and line [1.7] | |||||||||
| PĂȘcher à la ligne [1.8] | |||||||||
| Examples | ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany.
[2.471] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|