Index |
|
|
|
Proverbs : misasaka
|
|
|
Proverb 1 | Mahantra indrindra aho, hoy ilay rombina : homan-tsosoa, raraka ivy ; homa-maina, latsaka hota ; homam-bary, misasaka amin' ny akoho ; misotro rano, very sasaka. [2.415 #2609]
Mahantra indrindra aho, hoy ilay rombina: homan-tsosoa, raraka ivy; homa-maina, latsaka ota; homam-bary, misasaka amy ny akoho; misotro rano, very sasaka. [2.653 #1407]
Mahantra indrindra ilay rombina, fa homan-tsosoa, rarak' ivy, homa-maina, latsak' ota. [2.558]
|
French translation | Je suis le plus malheureux des hommes, dit l' homme qui a un bec-de-lièvre : quand je mange du riz cuit avec beaucoup d' eau, ma salive coule ; quand je mange de la nourriture solide sans bouillon, je laisse tomber des parcelles déjà mastiquées ; quand je bois de l' eau, j' en perds la moitié. [2.415 #2609]
|
French interpretation | Plaintes de l' homme au bec-de-lièvre : on les appliquait à la perte des biens. [2.415 #2609]
|
|
|
Proverb 2 | Ny mpamosavy aza mivoaka misasaka alina dia hita ihany, ka indrindra fa izay manao ratsy antoandro. [2.165]
|
French translation | On voit même les sorciers sortant à minuit, et combien mieux ceux qui font du mal en plein jour. [2.165]
|
|
|
Proverb 3 | Taona vao misasaka ka arahaba nieren' ny varatra! [2.653 #3038, 2.558]
|
|
|
Proverb 4 | Tovontovona tsy misasaka, vato fanongoa tsy mba iva. [1.147 #T113]
|
|
|
Index |
|
|