Entry sasaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny ilany ihany amin' ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: antsasaka, antsasany). [1.1]
 Zara roa mitovy tsara [1.13]
Explanations in French Moitié [1.3, 1.13]
 Demie [1.13]
Examples Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [2.324]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/06/01