Entry mahantra (antra)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin' ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian' ny nahamay ny fananany
Mitovy hevitra: fadiranovana ~ faraidiny ~ malahelo ~ mikaforoforo ~ mikokokoko ~ miporipory [Rajemisa 1985]
Explanations in English poor, afflicted [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 wretched, miserable. [Richardson 1885]
Explanations in French pauvre, affligĂ© [Hallanger 1974]
Quotes 

Updated on 2021/07/22