Entry varatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [Rajemisa 1985]
Explanations in English thunder; a thunderbolt [Hallanger 1973]
Explanations in French foudre, tonnerre [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
varatra
varatro
varatrao
varany
varatsika
varatray
varatrareo
varatr'
vara-
varatry
-baratra
-baratro
-baratrao
-barany
-baratsika
-baratray
-baratrareo
-baratr'
-bara-
-baratry
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry varatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy fotaka [Rajemisa 1985]
Morphology 
varatra
varatro
varatrao
varany
varatsika
varatray
varatrareo
varatr'
vara-
varatry
-baratra
-baratro
-baratrao
-barany
-baratsika
-baratray
-baratrareo
-baratr'
-bara-
-baratry

Updated on 2020/07/31