|
|
|
|

Index

Proverbs : Andringitra

Proverb 1Akanga diso an’ Andringitra : ny tenabe no aty, fa ny fo mametsovetso any ihany. [2.974 #46, 2.653]
French translationPintade qui a franchi l' Andringitra : son corps est ici, mais son cœur ne parle que du pays lointain. [2.974]

Proverb 2Ampanga diso an' Andringitra : herintaona ngarangidina ka tovon-tanana ihany. [2.558]
Ampanga diso an’ Andringitra: herintao-ngarangidina, ka tovo-tanana ihany. [2.653]

Proverb 3Andringitra anie ka saro-javatra : ny zavatra moa no haninona fa hianao no tia katsakatsaka. [2.558]
Andringitra anie koa saro-javatra : ny zavatra moa no haninona, fa hianao no tia katsakatsaka. [2.415 #66, 2.165]
French translationComme c' est l' Andringitra, il est dangereux à cause des esprits; pourtant ils ne vous feraient rien si vous n' y alliez rôder (.... ce qui peut-être les dérange). [2.165]
Montagne Andringitra dont le séjour est impossible à cause des esprits : les esprits ne feraient rien, c' est vous qui cherchez le danger. [2.415 #66]
French interpretationIl ne faut pas s'exposer au ressentiment des Vazimba qui hantent l'Andringitra, au nord-ouest de Tananarive. [2.415 #66]

Proverb 4Rafotsibe maka voafotsy ka ny maso any Andringitra ihany. [2.558 #3507]
Rafotsibe nivaro-boafotsy : ny mividy tsy hita, fa ny maso Andringitra ihany. [2.415 #1920, 2.653]
French translationMarchande de voafotsy : elle ne voit pas les acheteurs, car ses yeux regardent la montagne Andringitra. [2.415 #1920]
French interpretationElle est dans la lune ; le voafotsy est un arbuste avec les feuilles duquel on fait une boisson. [2.415 #1920]

Index