|
|
|
|

Entry (1/2)1  Andringitra
Elementary words  2 ringitra
Part of speech  3  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  [anDRINgitra aVAratra] [1.10]
4 tendrombohitra tomandavana, ery avaratr' Antananarivo sady tazana avy eto;
5 atsimon atsinanan' i Fihaonana; tsy lavitra an' i Lohavohitra (1716 m).
6 Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina, dia Andringitra,
7 Ambohimanoa, ary Ankaratra. ... [Andringitra avaratra]
Explanations in French  8 montagne au nord-ouest de Tananarive, qu' on dit hantée par les esprits des Vazimba, les premiers habitants du pays [2.165]
Vocabulary  9  Geography: mountains, vales
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Entry (2/2)11  Andringitra
Elementary words  12 ringitra
Part of speech  13  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  [anDRINgitra aTSImo] [1.10]
14 tendrombohitra tomandavana ao atsimo atsinanan' i Betsileo atsimo ary hoatra ny mandabe mampisaraka
15 azy amin' ny Tanala izay ao atsinanany. Ny anarany hoe Andringitra dia mampiseho fa be toerana
16 tsy voasarona ala izy. ... [Andringitra atsimo]
Explanations in French  17 (du sud), massif au sud de Fianarantsoa, le second de l'Île après
18 le Tsaratanana par l'altitude des sommets et l'étendue des terres
19 au dessus 2.000 mètres.
20 L'accès en est difficile; il est décrit par une
21 courbe régulière depuis
22 Ambondrombe
23 jusqu'aux environs
24 d'Ivohibe,
25 s'élargit dans son milieu et présente, sur les deux côtés,
26 de puissants contreforts.
27 
28 Le point culminant est
29 le Boby (2 660 m.), le second sommet de l'Île.
30 

31 
32 
33 
34 
35 
36 
37 
38 
Boby2 660
Soaindra2 630
Andohantsifotra2 587
Ivangomena2 566
Ivohibe1 996
Rainipenaka1 517
Vohibory1 472
[1.11]
Vocabulary  39  Geography: mountains, vales
Illustrations 

Updated on 2025/11/20