Entry (1/2) | 1 randrana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
volon-doha 4 [1.1] Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany: Antaimoro: lafitr' akondro, ny telo an-kila, tsitombotomboka, vakimanasa Betsileo: bango, bango anakova, bango tsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifolo an' ila, kitokandalana, kivona, randrana tsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volo misaona Merina: bango ankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho |
Explanations in English |
5 [1.2] a plait, a tress of hair. 6 [1.7] a braid |
Explanations in French |
7 [1.3] entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux arrangement des paroles 8 [1.8] tresse |
Examples |
9 amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora. [2.470] |
Vocabulary |
10 Hairstyles |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 38 Proverbs containing the word randrana |
Entry (2/2) | 39 randrana |
Part of speech | 40 noun |
Explanations in French |
41 [1.3] plante aquatique à tubercules 42 [1.196] [Merina] |
Vocabulary |
43 Botany |
Anagrams | 44 |
Updated on 2025/01/21 |