Entry | 1 tananivoho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomban-drandram-bolo fanaon' ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy: zaraina amin' ny soritra afovoany ny volo ka mizara roa, dia atambatra amin' ny randran-telo ny laniny roa avy, ary dia ireo randrana ireo no atambatra ao ivoho |
Examples |
4 [1.437#] Ny tafokazo sy ny tananivoho sisa misy manao ankehitriny 5 [2.436#] Noheverina ho taovolo fanao vonjimaika fotsiny fa tsy tena fihaingo taloha ny tananivoho. |
Vocabulary |
6 Hairstyles |
Elementary words | 7 tanana, ivoho |
Anagrams | 8 havontonay, hotavonany, hotinovana, hotovanany, notavohany, tananivoho |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |