|
|
|
|

Entry1  bango an-katoka
Elementary words  2  bango, hatoka
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Hairstyles
Explanations in Malagasy  5  randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona
6  (bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka [1.1]
Explanations in English  7  [hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon. [1.2]

Updated on 2023/04/16