Entry | 1 randramadinika |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Hairstyles |
Explanations in Malagasy | 4 Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny sori-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin' ny ila loha; avy eo atao tahaka ny bangoankatoka ihany [1.1] |
Elementary words | 5 randrana, madinika |
Anagrams | 6 mandriandriaka, randramadinika |
Updated on 2023/11/24 |