|
|
|
|

Entry1  randranketsa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [Betsileo] Randram-bolo betsileo miendrika ketsa maniry izay madinika dia madinika sady matetika dia matetika
Explanations in English  4  [1.2] (randran-ketsa) A mode of plaiting the hair. There are other modes in the provinces, called Randrankodidina, Randramandry, Randrambavy, Randrambalaika, Randramandady, Randramiakatra, Dandranampanga, Randrankirondro.)
Vocabulary  5  Hairstyles
Elementary words  6  randrana, ketsa

Updated on 2024/12/07