|
|
|
|

Entry1  lambomiditra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fombandrandram-bolo toy ny randramadinika ihany amin' ny voalohany, fa atao mifandray daholo kosa ny sori-bolo mifanandrify rehetra ka tsy atao tananivoho izy rehefa vita fa atao doko sifila; ny ankizy matetika no atao lambomiditra
Vocabulary  4  Hairstyles
Root  5  lambo, iditra

Updated on 2024/12/07