Entry amboanala (amboa, ala)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1]
Explanations in English Generic name for lemurs. [1.2]
Explanations in French  [Tankarana] Sorte de lémurien [1.19]
 Lémur macaco [1.54]
Explanations in English Indri (Indri indri) [2.233]
Explanations in French Indri (Indri indri) [2.233]
Scientific name Indri indri
Examples Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649]
Vocabulary 
Synonyms babakoto ~ endrina
Hypernym gidro
Co-hyponyms ahay, aiay, alokoteha, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tables and plates The Lemurs

Updated on 2023/03/19