Entry | sarotra | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | [Bezanozano] Lafo, sarobidy [1.78] | ||||||
Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra ~ Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe io amin' ity varavarankely ity Sarotiny, mahihitra, tia tena: Sarotra izy raha hanome Ilazana olona tia hanina loatra, ka tsy mizara na ahazoana potiny kely akory: Nafenin' ity Rangahy sarotra tao anaty satrony, hono, ny voanjo mahamay mba tsy ho hitan-janany Mampidi-doza: Sarotra ny maniny ny mpitondra Lafo vidy: Sarotra ny vary izao [1.1] | |||||||
Explanations in English | Difficult; selfish, hard to get along with; costly [1.7] | ||||||
Explanations in French | Difficile [1.3, 1.8] | ||||||
Ardu, périlleux, pénible, dangereux Cher, coûteux, ruineux Avare, ladre, intéressé, égoïste, sévère, exigeant [1.3] | |||||||
égoïste, difficile à vivre; qui coûte cher [1.8] | |||||||
Examples |
| ||||||
Morphology |
| ||||||
Derivatives |
| ||||||
Updated on 2023/05/18 |