Entry sarotsarotra (sarotra)
Part of speech adjective
Explanations in French (duplicatif fréquentatif) [1.3]
Examples 
1na hanao tsotsotra, na hanao sarotsarotra. [2.588]
2Sarotsarotra ihany ka tsy takatry ny mahihitra. [2.857]
3Sarotsarotra kokoa ny lala-midina tao andrefana noho ny fiakarana tao atsinanana. [2.643]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20