Entry | 1 hasarotana (sarotra) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Toetran' ny zavatra sarotra: Tsy anerany ny hasarotan' ilay asa nomenao ahy 4 Halafosana: Iaraha-mahalala ny hasarotan' ny fiainana amin' izao fotoana izao 5 Fahihirana: Hasarotan' izay lahiantitra re izany! Aleony sempotra miakatra amin' io fiakara-mideza io toy izay lany vola hakana fiarokaretsaka 6 Hatendan-kanina: Loza ny hasarotan' io tovovavy io fa tsy mitsaha-mitsako ny vavany [1.1] |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word hasarotana |
Anagrams | 8 anaratsaho, anatsaharo, hasarotana |
Updated on 2023/01/05 |