|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mambosy
Root  2 ambosy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana
9 mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana [1.1]
Analogs  10  manaboly, 11  manabony, 12  manabony, 13  manabosy, 14  manangely, 15  manangoly, 16  manao fandria-malemy lafika, 17  manao hatsohatso, 18  manao kobaka am-bava, 19  manao lango malefaka, 20  manao lokanga hisatra, 21  manao ronono antavy, 22  manao safosiaka, 23  manao teny malefaka, 24  manao vola-mahadradraka, 25  manao volana hatenda, 26  mandango, 27  mandangolango, 28  mandoka, 29  mandraviravy, 30  mandrobo, 31  mandroboka, 32  mandrokiroky, 33  manejokejo, 34  manitikitika, 35  manjono, 36  manojikojy, 37  manolikoly, 38  midredro, 39  mitomany ambony fe, 40  mizara vava

Entry (2/2) 41  mambosy
Part of speech  42  active verb
Morphology 
43  Present :
44  Past :
45  Future :
Explanations in Malagasy  46 manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray [1.13]
Explanations in French  47 catalyser [1.13]
Vocabulary  48  Chemistry

Anagrams  mambosy, 49 masomby

Updated on 2026/04/22