|
|
|
|

Entry 1  manitikitika
Root  2 kitikitika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikasikasika (olona) amin' ny faritra mahatonga azy hihomehy, manibokibo: Tsy tiako ny mandeha amin' ny ahitra fa manitikitika ny faladiako
9 Mangataka amim-pahanginana: Nanitikitika ahy izy mba hahazoany iny akanjo iny ka nomeko
10 Tsy mampandry (saina), mahatonga ho velona ahiahy: Misy fanontaniana manitikitika ny saiko [1.1]
Explanations in English  11 to tickle, to touch with the fingertips [1.7]
Explanations in French  12 chatouiller, toucher avec le bout des doigts [1.8]

Updated on 2026/04/20