|
|
|
|

Entry1  manao ronono an-tavy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny fanomezantoky handroboana ny sasany; teny mamy manodoka, maharenoka sy mahafaly, saingy tsy azo vitaina sy tanterahina
Elementary words  4  manao, ronono an-tavy

Updated on 2024/12/07