|
|
|
|

Entry 1  manjono
Root  2 jono
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Maka hazandrano amin' ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny asabotsy hariva ka nahazo eran' ny harona
9 Maka trondro na hazandrano, na amin' ny fomba ahoana na amin' ny fomba ahoana: Nanjono amalona izahay fa tsy nahazo
10 Maka na mitarika olona amin' ny fomba kinga sy saro-toherina, manangoly, manojikojy: Nanjono ahy hiditra ao amin' ny antoko misy azy Rabe fa tsy nahomby [1.1]
Explanations in English  11 to fish with hook and line [1.7]
Explanations in French  12 pĂȘcher à la ligne [1.8]
Examples  13  ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [2.471]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  manjono, 15 manonjo, 16 monjona

Updated on 2026/04/21