Entry |
manangoly
(angoly)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny Jer. kolikoly
[1.1]
|
Explanations in English | To cheat, to deceive, to ensnare. [1.2]
|
| To lead astray [1.7]
|
Explanations in French | Séduire, tromper [1.8]
|
Morphology |
Present : |
manangoly |
Past : |
nanangoly |
Future : |
hanangoly |
Imperative : |
manangole |
|
|