Entry |
mandango
(lango)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manambitamby, manangoly: Loza io zazavavy io raha handango an-dreniny rehefa misy zavatra tiany ho azo [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mandango |
Past : |
nandango |
Future : |
handango |
Imperative : |
mandangoa |
|
|
Entry |
mandango
(lango)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny ravim-paraky endasina alohan' ny hitonoana azy, izay tonga malefaka indray rehefa mangatsiaka [1.1]
|
Explanations in French | Se dit des feuilles de tabac qu'on a chauffées pour être pulvérisées et qui redeviennent souples en se refroidissant [1.3]
|
|