|
|
|
|

Entry (1/4)1  fitily
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy
Explanations in English  4  [1.2] A Sakalava word forming the first part of many compound words used as the names of birds, viz. two swifts, a pigeon, an ibis, a starling, a shrike, and a roller
Vocabulary  5  Zoology: birds
Synonyms  6  fody

Entry (2/4)7  fitily
Part of speech  8  noun
Explanations in English  9  [1.2] [Modal noun from mitily (tily).] in the name of a species of lemur
10  [2.233] Coquerel's Dwarf Lemur (Mirza coquereli) (north of Ambanja)
Explanations in French  11  [2.233] microcèbe de Coquerel (Mirza coquereli) (nord d'Ambanja)
Vocabulary  12  Zoology: mammals
Synonyms  13  setohy, siba, tilitilivaha, tsiba
Tables and plates  14  The Lemurs

Entry (3/4)15  fitily
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo
Root  18  tily
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (4/4)96  fitily
Part of speech  97  noun
Explanations in Malagasy  98  [1.1] Kofehy taretra mena
Root  99  tily

Updated on 2024/12/10