|
|
|
|

Entry (1/3) 1  fety
Root  2 ety
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in French  6 convenance, consentement, assentiment [1.3#441]
Synonyms  7 fetezana
Combinations  8  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fety
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 10  fety
Part of speech  11  noun
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Explanations in Malagasy  14 Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan' ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan' ny Repoblika
15 Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin' ny fankalazana ny mariazin' ny zokinay [1.1]
Explanations in English  16 a festival, a holiday [1.7]
Explanations in French  17 fête, réjouissance publique [1.8]
Examples  18  andro zoma no fety tamin'izao [2.59#348]
19  Ka nandeha ry zareo namonjy lanonan' ny mpanjaka, fetin' ny mpanjaka [2.606#198]
20  Halan' ny foko ny voaloham-bolana amam-petinareo [2.996#29.1.14]
21  fitaomana biriky ho an' ny sekolim-piangonana, fakana bozaka ho an' ny tranoheva fanaovam-pety, fanaovam-bokatra samihafa tsy miato [2.470#79]

Entry (3/3) 22  Fety
Part of speech  23  name (anthroponym) [Full list]
Combinations  24  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fety

Anagrams  fety, Fety, 25 tefy

Updated on 2026/08/15