Entry | tsimbolavola | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazam-balala vasobaso-bolo (Catantops debilitalus) [1.1] | |
Explanations in English | A species of grasshopper [3.1] | |
Explanations in French | Une espèce de sauterelle [3.1] | |
Scientific name | Catantops debilitalus | |
Examples | raha ny tsinombina no ho omby dia nofenoiko ny fahitray raha ny tsimbolavola no ho vola tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka [2.131] | |
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Proverbs | Proverbs containing the word tsimbolavola | |
Updated on 2023/04/26 |