|
|
|
|

Entry1  tsimbotry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany [1.1]
Explanations in English  4 the adrisa grasshopper before it has its wings [3.1]
Explanations in French  5 la sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes [3.1]
Examples  6  Tsy tsimbotry aman'adrisa
ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra
fa valala avy lavitra ny havanao
ka mifidy taon-kihaviana
[2.131]
Vocabulary  7  Zoology: invertebrates
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  30  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09