Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : tsimbolavola | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Anarana ihany ohatra ny tsimbolavola. [2.558 #208] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Toy ny tsimbolavola ka ararany ihany. [2.165]
Toy ny tsimbolavola ka tsy vola akory. [2.165] Toy ny tsimbolavola, ka tsy vola tsy akory. [2.653 #3246] Toy ny tsimbolavola, ka tsy vola tsy akory fa anarany ihany. [2.558 #4348] | ||||||||||||||||||||
French translation | Semblable à la sauterelle "tsimbolavola" , elle n' a que le nom. ou, ce n' est pas de l' argent du tout. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce proverbe vient de la ressemblance du mot "tsimbolavola" (sauterelle brune) avec le mot "vola" qui veut dire argent. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||