Entry adrisa
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany [Rajemisa 1985]
English definition a species of locust, the female of the aketa. [Richardson 1885]
French definition Sauterelle, la femelle de l'Aketa [Abinal 1888]
French definition espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l' aketa [3.1]
Examples 
1ataonao ho adrisa saraky ny namany [Fox: Hainteny, number 186]
2Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 107]
Vocabulary 
Quotes 
Analogy  valala

2014/02/03