Entry sompanga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-balala lehibe sady matanjaka, fahita amin' ny tany mafana lava bozaka. (Valala vavy lehibe toy ny adrisa ny sompanga ka noheverin' ny ntaolo ho tsara sy ambony fa hoy ny mpikabary raha miala tsiny: "Tsy mba ny sompanga mpiantendro vero izahay fa ny kijeja mifanafosafo amin' ny ahipalana") [1.1]
Explanations in English A species of grasshopper [3.1]
Explanations in French Une espèce de sauterelle [3.1]
Examples ary sompanga no ody zaza halainao ao. [2.69]
Vocabulary 
Compound words 
Hypernym valala
Co-hyponyms adrisa, aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa
Proverbs 

Updated on 2023/08/11