Entry avrily
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [1.1]
Explanations in English April [3.1]
Explanations in French Avril [3.1]
Vocabulary 
Synonyms aprily
Origin French: avril.
Tables and plates Measure of Time

Updated on 2020/07/31