Entry | valasira | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Sihanaka, Tambahoaka] Anaram-bolana faharoa amin'ny taona (febroary) [1.78] | |
[Taisaka] Anaran'ny volana fahaefatra amin'ny taona [1.78] | ||
[Bara] Volana fahatelo amin'ny taona [1.78] | ||
[Tanosy] Volana fahaefatra amin'ny taona [1.78] | ||
Explanations in French | [Tandroy] Nom de mois qui correspond à peu près [...] [full text in 1.14] | |
Explanations in Malagasy | [Tandroy] Janvier [2.584] | |
Vocabulary | Time | |
Synonyms | vala-tsira | |
Updated on 2020/07/31 |