Entry vily
Part of speech noun
Malagasy definition Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry vily
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] anaran-kazandrano kely madinika [Rakotosaona 1972]
  [Taimoro] Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry vily
Part of speech noun
Malagasy definition  [Mahafaly] voay [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 
Synonyms fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ trimo ~ voae ~ voay

2014/02/13