Entry familiana (vily)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampandehanana amin' ny lalan-kafa fa tsy amin' ny hitsiny teo aloha; fampivionana; fanolahana [1.1]
Explanations in French Dérivation. [Vocabulary: Physics] [1.13]
 Volant de direction. [Vocabulary: Economy: mechanics] [1.13]
Examples 
1Ety amin' ny familiana avokoa! [2.471]
2Nasiany fingotra ny kodiarany ary nataony boribory tsara koa ny familiana. [2.332]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/27