|
|
|
|

Entry1  avily
Root  2  vily
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atodika: Avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato / Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony
5  Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy
6  Atolaka: Havilin' Andriamanitra anie izany loza izany!
7  Afindra, ailika: Aza avilinao atỳ amiko ny ratsy nataonao [1.1]
Explanations in English  8  to be turned aside from a road or from a direction [1.7]
Explanations in French  9  qu'on détourne, qu'on fait dévier, qu'on change de chemin ou de direction [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2023/01/20