Entry voay
Part of speech noun
Malagasy definition Karaza-mamba, saingy kelikely kokoa, na dia masiaka izaitsizy ihany koa aza; azo anaovana poketra na kiraro ny hodiny (hodiboay) [Rajemisa 1985]
English definition crocodile (an Indonesian word) [Hallanger 1973]
French definition crocodile [Rajemisa: Vakoka]
 crocodile (mot indonésien) [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Synonyms fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ trimo ~ vily ~ voae
Quotes 
Toponymy Place names having the word voay (4): Bevoay, Marovoay, Riamboay, Sahavoay
Illustrations 

2019/08/17