Entry fiviliana (vily)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiolahana, fiolehana: Eto ny fiviliana mankany Viliahazo
Fisafelehana: Ny fivilianay tany amin-dry nenitoa no tsy nahatongavanay tamin' ny 8 ora marina
Fialana, fivionana, fihodivirana: Ny fiviliana tamin' ny lalana tsara no nahatonga azy ho jioiahy toy izao [1.1]
Explanations in English The act of turning aside; a fork in the road [1.7]
Explanations in French Action de dévier, de s'écarter; branchement de la route [1.8]

Updated on 2023/01/20