Entry savily (vily)
Part of speech noun
Malagasy definition Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona
¶ Vy miady
¶ Fikivilivilian-javatra mivezimbezina
¶ Famelezana ankolaka [Rajemisa 1985]
English definition a hinge; the act of swinging on a hinge [Hallanger 1973]
French definition charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière [Hallanger 1974]
Examples Ary ny malemy dia atao fangady sy fantsika sy savily ... [Callet: Tantara, page 70]
Derivations 

2014/05/03