|
|
|
|

Entry (1/2)1  vatravatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahatongavana rodobe amin-kery
Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy
Explanations in English  4  [1.2] a shower, large drops of rain
5  [1.7] downpour of rain
Explanations in French  6  [1.8] action d'arrivée avec violence; grosse pluie
Vocabulary  7  Meteorology
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)14  vatravatra
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Taisaka] volana voalohany amin'ny taona (Janoary)
17  [1.78] [Bara] volana faha-12 amin'ny taona, jonjo
18  [1.78] [Bezanozano] volana faharoa amin'ny taona
19  [1.78] [Sihanaka] anaram-bolana faha-11 amin'ny taona
20  [1.78] [Tanosy] volana voalohany amin'ny taona
Explanations in English  21  [1.2] [Provincial] the ancient and provincial name of one of the months
Examples  22  ny vatravatra dia ho Adijady ny Asotry dia ho Adalo; [2.113#]
Vocabulary  23  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/10/30